Créer un site internet

Tsingerim-pahatsiarovana an'i Kolonely Alphonse Rakotonirainy / Général Ramakavelo sy Rado,1996

Nianjera ny 30 jolay 1976 tao Ankazomiriotra ny elikoptera nitondra an' i kolonely Alphonse Rakotonirainy lehiben'ny état-major jeneraly ny tafika malagasy.. Ity dia oronan-tsary tsingerim-pahatsiarovana natao tamin',ny 30 jolay 1996, faha 20 taona ny nahafatesany. Ho tsarovana mandrakariva anie izy, satria ny maty tsy mba resy ary tsy maty raha mbola misy velona mahatsiaro."

Promotion Maréchal Bugeaud Alphonse Rakotonirainy Madagascar Antananarivo Saint-Cyr

×